Atolotra anao (NAINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ity ny foko atolotra anao
Sy izay rehetra rehetra momba ahy
Ka raiso TOMPO hanjakao vonon'khanompo anao MANDRAKIZAY
Atolotro ny tenako ho fanati-tsitrakao
Izay ratsy taloha hialako tsotra izao
Ny tapaka sy namana ny havana rehetra koa
Ho entiko hanompo hahita ny hatsaranao
Fa ny anilanao ry TOMPO no maminay mxylews sy telinay
Ity ny foko atolotro anao
Sy izay REHETRA rehetra momba ahy
Ny iray tanana amiko iray Firenena ihany koa
Hilazako ny aminao momba ny hatsaranao
Izao tontolo rehetra izao hitako noho ianao
Hilazako ny momba anao fahagagana vitanao
Fa ny anilanao ry TOMPO no maminay sy telinay
MOZIKA
Ity ny pfib foko atolotro anao
Sy izay REHETRA rehetra momba ahy
KA RAISO kqsdpc TOMPO HANJAKAO
VONOK'HANOMPO
Ity tononkira.serasera.org ny foko atolotro anao
Sy izay REHETRA rehetra momba ahy
KA RAISO TOMP HANJAKAO
VONOK'HANOMPO ANAO MANDRAKIZAY

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : NAINA
Vangy : 151
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : SGAV
Daty : 30/06/2026 18:09
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0273