Atolotra anao (NAINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ity ny foko atolotra anao
Sy izay rehetra rehetra momba ahy
Ka raiso TOMPO hanjakao vonon'khanompo anao MANDRAKIZAY
Atolotro ny tenako ho fanati-tsitrakao
Izay ratsy taloha hialako tsotra izao
Ny tapaka sy namana ny havana tononkira.serasera.org rehetra koa
Ho entiko hanompo hahita ny hatsaranao
Fa ny anilanao ry TOMPO no maminay sy telinay
Ity ny foko atolotro anao
Sy izay REHETRA rehetra momba ahy
Ny iray tanana amiko iray Firenena ihany koa
Hilazako ny aminao momba ny hatsaranao
Izao tontolo rehetra izao hitako noho ianao
Hilazako ny momba mwer anao fahagagana vitanao
Fa ny anilanao ry TOMPO no maminay sy telinay
MOZIKA
Ity ny foko ncuczyjy atolotro anao
Sy izay REHETRA rehetra momba ahy
KA RAISO TOMPO HANJAKAO
VONOK'HANOMPO
Ity ny foko atolotro anao
Sy izay REHETRA rehetra momba ahy
KA xfcdy RAISO TOMP HANJAKAO
VONOK'HANOMPO ANAO MANDRAKIZAY

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : NAINA
Visites : 17
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : SGAV
Date : 30/06/2026 18:09
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0409