Atolotra anao (NAINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ity ny foko atolotra anao
Sy izay rehetra rehetra tononkira.serasera.org momba ahy
Ka raiso TOMPO hanjakao vonon'khanompo anao MANDRAKIZAY
Atolotro ny tenako ho fanati-tsitrakao
Izay ratsy taloha hialako tsotra izao
Ny tapaka sy namana ny havana rehetra koa
Ho entiko hanompo hahita ny hatsaranao
Fa ny anilanao ry TOMPO no maminay sy telinay
Ity ny foko atolotro anao
Sy izay REHETRA rehetra momba ahy
Ny iray tanana amiko iray Firenena ihany koa
Hilazako ny aminao momba ny hatsaranao
Izao tontolo rehetra izao hitako noho ianao
Hilazako ny momba anao fahagagana vitanao
Fa ny anilanao ry TOMPO no maminay sy telinay
MOZIKA
Ity ny wuevmxh bukg foko atolotro anao
Sy izay REHETRA rehetra momba ahy
KA RAISO TOMPO HANJAKAO
VONOK'HANOMPO
Ity ny hllabci foko atolotro anao
Sy izay REHETRA rehetra momba ahy
KA RAISO TOMP HANJAKAO
VONOK'HANOMPO ANAO MANDRAKIZAY

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : NAINA
Hits : 150
Likes : 0 Like
Created by : SGAV
Date : 30/06/2026 18:09
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0304