MPANDALO (MR Razafy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vao niserana teo anoloako
Ny bika sy ny endrika
Tsapako fa tena tsaroako
Ny fitia, te ho any aminao
Ref: ♂Ry mpandalo miserana ihany
♀Andraso e! Anaraka anao
♂Fa ny saina qlvxjw tononkira.serasera.org tsy mety miandany
♂Ny mitoetra tsy ahita anao
Vao nidify ny dzcuygi masoko indray
Ny tsiky sy qqffobd ny angolanao
Tsaroako fa tena iray
Ny fitia miantefa aminao
(Refrain)
Voatahiriko mandrakizay
Ilay fihetsika navelanao
Hirariko ny mba hifandray
Izao vetso miampita aminao
Ny bika sy ny endrika
Tsapako fa tena tsaroako
Ny fitia, te ho any aminao
Ref: ♂Ry mpandalo miserana ihany
♀Andraso e! Anaraka anao
♂Fa ny saina qlvxjw tononkira.serasera.org tsy mety miandany
♂Ny mitoetra tsy ahita anao
Vao nidify ny dzcuygi masoko indray
Ny tsiky sy qqffobd ny angolanao
Tsaroako fa tena iray
Ny fitia miantefa aminao
(Refrain)
Voatahiriko mandrakizay
Ilay fihetsika navelanao
Hirariko ny mba hifandray
Izao vetso miampita aminao
--------
Rohy:
