MPANDALO (MR Razafy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vao niserana teo anoloako
Ny jbbboe bika sy ny endrika
Tsapako fa tena tsaroako
Ny fitia, tononkira.serasera.org te ho any aminao
Ref: ♂Ry mpandalo miserana ihany
♀Andraso e! Anaraka anao
♂Fa ny saina tsy mety miandany
♂Ny mitoetra tsy ahita anao
Vao nidify ny masoko indray
Ny tsiky sy xhpfpo ny angolanao
Tsaroako fa tena zqkl iray
Ny fitia miantefa aminao
(Refrain)
Voatahiriko mandrakizay
Ilay fihetsika navelanao
Hirariko ny mba hifandray
Izao vetso miampita aminao
Ny jbbboe bika sy ny endrika
Tsapako fa tena tsaroako
Ny fitia, tononkira.serasera.org te ho any aminao
Ref: ♂Ry mpandalo miserana ihany
♀Andraso e! Anaraka anao
♂Fa ny saina tsy mety miandany
♂Ny mitoetra tsy ahita anao
Vao nidify ny masoko indray
Ny tsiky sy xhpfpo ny angolanao
Tsaroako fa tena zqkl iray
Ny fitia miantefa aminao
(Refrain)
Voatahiriko mandrakizay
Ilay fihetsika navelanao
Hirariko ny mba hifandray
Izao vetso miampita aminao
--------
Rohy:
