Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mombà anay (MPIHIRA FANILO FLM Firaisankina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra Ray any qbcfdrn an-danitra
( Tompo ) 'Zay be famindram-po
( lmyt Irianay ) Irinay tokoa raha ny fiadananao mba
Ho aminay mandrakizay
Refrain :
Mombà anay Jesosy Tomponay
Fa tsy mahefa irery 'zahay lavitra Anao
Mangataka ny herin'ny fanahinao
Hameno ny fanahinay
Hianao mahalala izay hevitra
( Hevitra ) Iheverana anay
( Izany irhcl ) Izany no itokianay ny fiarovanao ka
Tsy hanahy izahay
Refrain :
Mombà anay tononkira.serasera.org Jesosy Tomponay
Fa tsy mahefa irery 'zahay lavitra Anao
Mangataka ny herin'ny fanahinao
Hameno ny fanahinay
A/C : RABEMANANJARA Vict'or
( Tompo ) 'Zay be famindram-po
( lmyt Irianay ) Irinay tokoa raha ny fiadananao mba
Ho aminay mandrakizay
Refrain :
Mombà anay Jesosy Tomponay
Fa tsy mahefa irery 'zahay lavitra Anao
Mangataka ny herin'ny fanahinao
Hameno ny fanahinay
Hianao mahalala izay hevitra
( Hevitra ) Iheverana anay
( Izany irhcl ) Izany no itokianay ny fiarovanao ka
Tsy hanahy izahay
Refrain :
Mombà anay tononkira.serasera.org Jesosy Tomponay
Fa tsy mahefa irery 'zahay lavitra Anao
Mangataka ny herin'ny fanahinao
Hameno ny fanahinay
A/C : RABEMANANJARA Vict'or
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MPIHIRA FANILO FLM FiraisankinaVangy : 438
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : FabienRNF
Daty : 11/02/2025 20:09
