Mamelà anay (MPIHIRA FANILO FLM Firaisankina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rainay izay any ambony any
Mifona aminao izahay
Fa mpanota nandova ota ity olonao
K’avelao re ka mamela ny lwnzegsg elokay
Refrain :
Koa mba czkcuk mifona aminao izahay
Fa dia nanota taminao tamin’ny teny sy ny asa
Ka diovy re sy hamasino ity olonao
Ka mamela vonjeo ity zanakao
Ray ô uaaumcu mba jerenao ity nosy
Izay mijaly sy tononkira.serasera.org miady mafy
Mamelà re ity nosy taninao ity
K’avelao re ka diovy re ny otanay
Refrain :
Koa mba mifona aminao izahay
Fa dia nanota taminao tamin’ny teny sy ny asa
Ka diovy re sy hamasino ity olonao
Ka mamela vonjeo ity zanakao
A/C : RANDRIANARIJAONA Njakatiana Fabien (RNF)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MPIHIRA FANILO FLM FiraisankinaVangy : 429
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : FabienRNF
Daty : 06/02/2025 09:13