Ilay Jesosy Tompo (MPIHIRA FANILO FLM Firaisankina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay Jesosy Tompo no nanolotra ny ainy mba hamonjy anao
Nohon’ny fahotana sy ny adalana makga izay namatotra anao
Koa miverena hhdgyupo ary manenena amin’ireo ratsy natao
Mbola tiany ianao , zanany ianao, matokia fa tsy ho very ianao
Refrain :
Aza miandry kapoka ianao
Sao hanenina rahatrizay
Aza miandry kapoka ianao
fa sao hanenina rahatrizay
Io ilay famonjena tsy mba nosandaina vola fa nomeny anao
Izy irery ihany no navita izany mba ho ahy sy ho anao
Ny gkvrduv fo mankahala ,aoka ho sasana ka miova izao anio izao
Izy miandry anao hanadio anao maneke f’izy tononkira.serasera.org handray anao
Refrain :
Aza miandry kapoka ianao
Sao hanenina rahatrizay
Aza miandry kapoka ianao
fa sao hanenina rahatrizay
A/C : Tina'S ( RANDRIANARIJAONA )

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MPIHIRA FANILO FLM FiraisankinaHits : 449
Likes : 0 Like
Created by : FabienRNF
Date : 11/02/2025 20:13