MPIHIRA FANILO FLM Firaisankina

Hampiditra sary Nampiditra FabienRNF
02/01/2025 20:51
Hiran'i MPIHIRA FANILO FLM Firaisankina 13 Jereo eto
Vangy : 1078
Mpankafy : 1 Ankafizo

Mombamomba azy

Ny Mpihira Fanilo FLM Firaisankina dia rantsana ao anatin'ny Fikambanana FANILO na Fampandrosoana eo ANIvon'ny LOterana niorona tamin'ny taona 2015 ary nantokana sy nijoro tamin'ny fomba ofisialy ny 16 Desambra 2016.
Antokom-pihira ao amin'ny Fiangonana Loterana Malagasy Firaisankina ao anaty ny Synodam-paritany Avaratrinimania

Hevitra momba an'i MPIHIRA FANILO FLM Firaisankina

Mbola tsisy nametraka hevitra

Hiran'i MPIHIRA FANILO FLM Firaisankina (13)

© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.014