Onjam-piainana (MPIHIRA FANILO FLM Firaisankina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Tompo o! Ampio re izahay
Fa mafonja koofgq ny onjam-piainanay
Ampio ity zanakao sy ireo mpanomponao
Handresy ilay asan'ny satana
Refrain:
Andriamanitra ô ampio fa mila anao izahay
Handresy tononkira.serasera.org ilay asan'ny satana maizina
Ka mila ny Fanilo avy aminao
Hanazava ny fiainanay
2-Tompo o! Fantatray re
Fa efa hoavy ny fiavihinao
Noho ireo loza be dltdbmcy miseho maneran-tany
Izay efa nambaranao izany
Refrain:
Andriamanitra blmwgfmx ô ampio fa mila anao izahay
Handresy ilay asan'ny satana maizina
Ka mila ny Fanilo avy aminao
Hanazava ny fiainanay
A/C : RANDRIANARIJAONA Njakatiana Fabien (RNF)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MPIHIRA FANILO FLM FiraisankinaVangy : 1627
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : FabienRNF
Daty : 03/01/2025 04:27