Mifona Aminao (MPIHIRA FANILO FLM Firaisankina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifona aminao aho Jesosy qdbe o!
Fa diso teo anatrehanao tokoa aho
Nampalahelo anao tokoa
Ka mifona aminao izao
Refrain :
Mba mamela ahy Jesosy
Mifona mivalo koa
Tsy hamerina ireo ratsy
Fanao taloha ifonako izao
Ekeko re fa ny otako ihany
No nanombohana rniheuw anao Jesosy
Maty ianao nisolo anay
Ka noio mifona aminao izao
Refrain :
Mba tononkira.serasera.org mamela ahy Jesosy
Mifona mivalo koa
Tsy hamerina ireo ratsy
Fanao taloha ifonako izao
A/C : RANDRIANARIJAONA Njakatiana Fabien (RNF) & Mbama Vivien
Fa diso teo anatrehanao tokoa aho
Nampalahelo anao tokoa
Ka mifona aminao izao
Refrain :
Mba mamela ahy Jesosy
Mifona mivalo koa
Tsy hamerina ireo ratsy
Fanao taloha ifonako izao
Ekeko re fa ny otako ihany
No nanombohana rniheuw anao Jesosy
Maty ianao nisolo anay
Ka noio mifona aminao izao
Refrain :
Mba tononkira.serasera.org mamela ahy Jesosy
Mifona mivalo koa
Tsy hamerina ireo ratsy
Fanao taloha ifonako izao
A/C : RANDRIANARIJAONA Njakatiana Fabien (RNF) & Mbama Vivien
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MPIHIRA FANILO FLM FiraisankinaVangy : 440
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : FabienRNF
Daty : 06/02/2025 08:56
