Mombà anay (MPIHIRA FANILO FLM Firaisankina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra Ray any an-danitra ( Tompo ) 'Zay be famindram-po
( Irianay ) Irinay tokoa raha ny fiadananao mba
Ho aminay mandrakizay
Refrain :
Mombà anay Jesosy Tomponay
Fa tsy mahefa irery 'zahay lavitra Anao
Mangataka ny herin'ny fanahinao
Hameno ny fanahinay
Hianao mahalala izay hevitra
( Hevitra ) Iheverana anay
( Izany ) Izany no itokianay ny fiarovanao ka
Tsy hanahy izahay
Refrain :
Mombà anay Jesosy Tomponay
Fa tsy mahefa irery 'zahay lavitra Anao
Mangataka ny herin'ny fanahinao
Hameno ny fanahinay
A/C : RABEMANANJARA Vict'or
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MPIHIRA FANILO FLM FiraisankinaHits : 193
Likes : 0 Like
Created by : FabienRNF
Date : 11/02/2025 20:09
