Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mifona Aminao (MPIHIRA FANILO FLM Firaisankina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifona aminao aho Jesosy abmubf o!
Fa diso teo anatrehanao tokoa aho
Nampalahelo anao tokoa
Ka mifona aminao izao
Refrain :
Mba mamela ahy Jesosy
Mifona mivalo koa
Tsy hamerina ireo ratsy
Fanao taloha ifonako izao
Ekeko re fa ny otako fnpgqi ihany
No nanombohana anao Jesosy
Maty tononkira.serasera.org ianao nisolo anay
Ka mifona aminao izao
Refrain :
Mba mamela ahy Jesosy
Mifona mivalo koa
Tsy hamerina ireo ratsy
Fanao taloha ifonako izao
A/C : RANDRIANARIJAONA Njakatiana Fabien wnujh (RNF) & Mbama Vivien
Fa diso teo anatrehanao tokoa aho
Nampalahelo anao tokoa
Ka mifona aminao izao
Refrain :
Mba mamela ahy Jesosy
Mifona mivalo koa
Tsy hamerina ireo ratsy
Fanao taloha ifonako izao
Ekeko re fa ny otako fnpgqi ihany
No nanombohana anao Jesosy
Maty tononkira.serasera.org ianao nisolo anay
Ka mifona aminao izao
Refrain :
Mba mamela ahy Jesosy
Mifona mivalo koa
Tsy hamerina ireo ratsy
Fanao taloha ifonako izao
A/C : RANDRIANARIJAONA Njakatiana Fabien wnujh (RNF) & Mbama Vivien
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MPIHIRA FANILO FLM FiraisankinaHits : 526
Likes : 0 Like
Created by : FabienRNF
Date : 06/02/2025 08:56
