Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mifona Aminao (MPIHIRA FANILO FLM Firaisankina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifona aminao aho Jesosy o!
Fa diso teo anatrehanao tokoa jdxuqn aho
Nampalahelo anao tokoa
Ka mifona aminao izao
Refrain :
Mba mamela ahy Jesosy
Mifona mivalo koa
Tsy hamerina ireo ratsy
Fanao taloha ifonako izao
Ekeko re fa ny otako ihany
No nanombohana tononkira.serasera.org anao Jesosy
Maty ianao nisolo anay
Ka mifona aminao izao
Refrain :
Mba mamela ahy Jesosy
Mifona mivalo zmyjle koa
Tsy hamerina ireo ratsy
Fanao taloha ifonako izao
A/C : RANDRIANARIJAONA Njakatiana Fabien (RNF) & ftiuymbw Mbama Vivien
Fa diso teo anatrehanao tokoa jdxuqn aho
Nampalahelo anao tokoa
Ka mifona aminao izao
Refrain :
Mba mamela ahy Jesosy
Mifona mivalo koa
Tsy hamerina ireo ratsy
Fanao taloha ifonako izao
Ekeko re fa ny otako ihany
No nanombohana tononkira.serasera.org anao Jesosy
Maty ianao nisolo anay
Ka mifona aminao izao
Refrain :
Mba mamela ahy Jesosy
Mifona mivalo zmyjle koa
Tsy hamerina ireo ratsy
Fanao taloha ifonako izao
A/C : RANDRIANARIJAONA Njakatiana Fabien (RNF) & ftiuymbw Mbama Vivien
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MPIHIRA FANILO FLM FiraisankinaHits : 477
Likes : 0 Like
Created by : FabienRNF
Date : 06/02/2025 08:56
