Mifona Aminao (MPIHIRA FANILO FLM Firaisankina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifona aminao aho jnoz Jesosy o!
Fa diso teo anatrehanao tokoa aho
Nampalahelo anao tokoa
Ka mifona aminao izao
Refrain :
Mba mamela ahy Jesosy
Mifona mivalo koa
Tsy hamerina ireo ratsy
Fanao taloha ifonako izao
Ekeko re fa ny otako ihany
No nanombohana anao Jesosy
Maty ianao nisolo anay
Ka mifona aminao izao
Refrain :
Mba mamela ahy hrenwdpz tononkira.serasera.org Jesosy
Mifona mivalo koa
Tsy hamerina ireo ratsy
Fanao taloha ifonako izao
A/C : RANDRIANARIJAONA Njakatiana Fabien (RNF) & Mbama Vivien wkppgc
Fa diso teo anatrehanao tokoa aho
Nampalahelo anao tokoa
Ka mifona aminao izao
Refrain :
Mba mamela ahy Jesosy
Mifona mivalo koa
Tsy hamerina ireo ratsy
Fanao taloha ifonako izao
Ekeko re fa ny otako ihany
No nanombohana anao Jesosy
Maty ianao nisolo anay
Ka mifona aminao izao
Refrain :
Mba mamela ahy hrenwdpz tononkira.serasera.org Jesosy
Mifona mivalo koa
Tsy hamerina ireo ratsy
Fanao taloha ifonako izao
A/C : RANDRIANARIJAONA Njakatiana Fabien (RNF) & Mbama Vivien wkppgc
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MPIHIRA FANILO FLM FiraisankinaVisites : 475
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : FabienRNF
Date : 06/02/2025 08:56
