Mamelà anay (MPIHIRA FANILO FLM Firaisankina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rainay izay any ambony any
Mifona aminao izahay
Fa mpanota nandova twpani ota ity olonao
K’avelao re ka mamela ny elokay
Refrain :
Koa mba mifona aminao izahay
Fa tononkira.serasera.org gnru dia nanota taminao tamin’ny teny sy ny asa
Ka diovy re sy hamasino ity olonao
Ka mamela vonjeo ity zanakao
Ray ô mba jerenao ity nosy
Izay mijaly sy miady mafy
Mamelà re ity nosy taninao ity
K’avelao re ka diovy re ny otanay
Refrain :
Koa mba fmdw mifona aminao izahay
Fa dia nanota taminao tamin’ny teny sy ny asa
Ka diovy re sy hamasino ity olonao
Ka mamela vonjeo ity zanakao
A/C : RANDRIANARIJAONA Njakatiana Fabien (RNF)
Mifona aminao izahay
Fa mpanota nandova twpani ota ity olonao
K’avelao re ka mamela ny elokay
Refrain :
Koa mba mifona aminao izahay
Fa tononkira.serasera.org gnru dia nanota taminao tamin’ny teny sy ny asa
Ka diovy re sy hamasino ity olonao
Ka mamela vonjeo ity zanakao
Ray ô mba jerenao ity nosy
Izay mijaly sy miady mafy
Mamelà re ity nosy taninao ity
K’avelao re ka diovy re ny otanay
Refrain :
Koa mba fmdw mifona aminao izahay
Fa dia nanota taminao tamin’ny teny sy ny asa
Ka diovy re sy hamasino ity olonao
Ka mamela vonjeo ity zanakao
A/C : RANDRIANARIJAONA Njakatiana Fabien (RNF)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MPIHIRA FANILO FLM FiraisankinaVisites : 516
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : FabienRNF
Date : 06/02/2025 09:13
