Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mamelà anay (MPIHIRA FANILO FLM Firaisankina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rainay izay any ambony jtydqf any
Mifona aminao izahay
Fa mpanota nandova ota ity olonao
K’avelao re ka mamela ny elokay
Refrain :
Koa nisf mba mifona aminao izahay
Fa dia nanota taminao tamin’ny teny sy ny asa
Ka diovy re sy hamasino ity olonao
Ka mamela vonjeo ity zanakao
Ray ô mba jerenao jzgt ity nosy
Izay mijaly sy miady mafy
Mamelà re ity nosy taninao ity
K’avelao re ka diovy re ny otanay
Refrain :
Koa mba mifona aminao izahay
Fa tononkira.serasera.org dia nanota taminao tamin’ny teny sy ny asa
Ka diovy re sy hamasino ity olonao
Ka mamela vonjeo ity zanakao
A/C : RANDRIANARIJAONA Njakatiana Fabien (RNF)
Mifona aminao izahay
Fa mpanota nandova ota ity olonao
K’avelao re ka mamela ny elokay
Refrain :
Koa nisf mba mifona aminao izahay
Fa dia nanota taminao tamin’ny teny sy ny asa
Ka diovy re sy hamasino ity olonao
Ka mamela vonjeo ity zanakao
Ray ô mba jerenao jzgt ity nosy
Izay mijaly sy miady mafy
Mamelà re ity nosy taninao ity
K’avelao re ka diovy re ny otanay
Refrain :
Koa mba mifona aminao izahay
Fa tononkira.serasera.org dia nanota taminao tamin’ny teny sy ny asa
Ka diovy re sy hamasino ity olonao
Ka mamela vonjeo ity zanakao
A/C : RANDRIANARIJAONA Njakatiana Fabien (RNF)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MPIHIRA FANILO FLM FiraisankinaHits : 432
Likes : 0 Like
Created by : FabienRNF
Date : 06/02/2025 09:13
