Mamelà anay (MPIHIRA FANILO FLM Firaisankina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rainay izay any ambony any
Mifona aminao izahay
Fa mpanota nandova ota ity olonao
K’avelao re ka mamela ny elokay

Refrain :
Koa mba mifona aminao izahay
Fa dia nanota taminao tamin’ny teny sy ny asa
Ka diovy re sy hamasino ity olonao
Ka mamela vonjeo ity zanakao

Ray ô mba jerenao ity nosy
Izay mijaly sy miady mafy
Mamelà re ity nosy taninao ity
K’avelao re ka diovy re ny otanay

Refrain :
Koa mba mifona aminao izahay
Fa dia nanota taminao tamin’ny teny sy ny asa
Ka diovy re sy hamasino ity olonao
Ka mamela vonjeo ity zanakao


A/C : RANDRIANARIJAONA Njakatiana Fabien (RNF)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : MPIHIRA FANILO FLM Firaisankina
Visites : 279
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : FabienRNF
Date : 06/02/2025 09:13
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0695