TILY AHO KA MATOKIA (Mpanazava sy Tily eto Madagasikara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Efa reko hatry ny tononkira.serasera.org elabe
Ny antsonao ry Taniko
Ary Tsapako tokoa izao
Izany hetahetanao
Ka vonona aho ny hanasoa hptomd anao
Ry tany tiako, mamikoo
Fa Tily esjdmga aho ka matokia ianao,
Ny aiko re no fetrako
Ianao ry Fiangonako
Mila olom-baovao
Feno hery sady vonton'ny Fanahy
Ka hijoro tena sahy
Raha asa uneou fitoriana no atao
Efa vonona aho izao
Fa Tily aho ka matokia ianao
Ny aiko re no fetrakooo...
Ny antsonao ry Taniko
Ary Tsapako tokoa izao
Izany hetahetanao
Ka vonona aho ny hanasoa hptomd anao
Ry tany tiako, mamikoo
Fa Tily esjdmga aho ka matokia ianao,
Ny aiko re no fetrako
Ianao ry Fiangonako
Mila olom-baovao
Feno hery sady vonton'ny Fanahy
Ka hijoro tena sahy
Raha asa uneou fitoriana no atao
Efa vonona aho izao
Fa Tily aho ka matokia ianao
Ny aiko re no fetrakooo...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mpanazava sy Tily eto MadagasikaraVangy : 1801
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rakotoharifetrahaja
Daty : 21/01/2023 06:54
