VOLANA ô! (Mpanazava sy Tily eto Madagasikara)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Volana ô ô(2)
zahay manimanina ny any aminay
Volana ô ô

Ny louveteaux sy voronkely
miezaka dleeqzv mafy amin'ny tady kely
ho any elso amin'ny volana tononkira.serasera.org ô(2)

volana ô....

ny mpanazava sy ny tilintsika
miezaka mafy amin'ny teknika
ho eny amin'ny volana ô (2)

volana ô....

Ny FMT2S no hany
mpanohana tsara ireo zandry
ho any amin'ny volana ô(2)

volana yjwor ô....

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mpanazava sy Tily eto Madagasikara
Vangy : 2043
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : rakotoharifetrahaja
Daty : 18/07/2020 10:17
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0418