FANEKENA (Mpanazava sy Tily eto Madagasikara)

Eo anatrehanao ry Ray
no ekeko izao
Hanompo Anao mandrakizay
dia ho Anao

Ref: Ny tena sy ny saina, sy ny Fanahy
Hibanjina lay aina nomenao ahy (Fa lehilahy)

Ho tia ny firenTsiky dia ampyeko
no ekeko izao
Ny antsony dia reko
Miantso izao

Ref:...

Fitiavana ny namana
No ekeko izao
Na ory na ny manana
Mitovy izao

Ref:...

Ireo lalàna folo
no toaviko
Izaho no ijoro
Tsy laviko

Ref:....

Mpihira : Mpanazava sy Tily eto Madagasikara
Mpamaky : 914
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : rakotoharifetrahaja
Tamin'ny : 13/07/2020 17:17:39
ID : 12881

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo