TILY AHO KA MATOKIA (Mpanazava sy Tily eto Madagasikara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. tononkira.serasera.org Efa reko hatry ny elabe
Ny antsonao ry Taniko
Ary Tsapako tokoa izao
Izany hetahetanao
Ka vonona aho ny hanasoa anao
Ry tany tiako, mamikoo
Fa Tily aho ka matokia ianao,
Ny aiko re no fetrako
Ianao ry fuiqym Fiangonako
Mila olom-baovao
Feno hery sady vonton'ny Fanahy
Ka hijoro tena sahy
Raha asa fitoriana no atao
Efa vonona aho izao
Fa Tily aho uovdyj brmfiyau ka matokia ianao
Ny aiko re no fetrakooo...
Ny antsonao ry Taniko
Ary Tsapako tokoa izao
Izany hetahetanao
Ka vonona aho ny hanasoa anao
Ry tany tiako, mamikoo
Fa Tily aho ka matokia ianao,
Ny aiko re no fetrako
Ianao ry fuiqym Fiangonako
Mila olom-baovao
Feno hery sady vonton'ny Fanahy
Ka hijoro tena sahy
Raha asa fitoriana no atao
Efa vonona aho izao
Fa Tily aho uovdyj brmfiyau ka matokia ianao
Ny aiko re no fetrakooo...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Mpanazava sy Tily eto MadagasikaraVisites : 1927
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rakotoharifetrahaja
Date : 21/01/2023 06:54
