NY LASINAY (Mpanazava sy Tily eto Madagasikara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamika mafy izahay miaritra hafanana mahamay
maika ho tonga an-dasinay hilalao
mavitribitrika ny fo faly ravo
miara dia fa ndeha hirihariha an-dasy ao
Ref: Hira rodobe no vetesinay re ka faly ery
ka samy mihira hoe
tononkira.serasera.org ry lasy maminay tokoa toa midoboka
ny fo faly ao anatiko ao mahita anao
Ireo zoky zandrinay dada neny havanay
izy gbfuajs ireo ilaozanay fotoana fohy
tsy hanadino sanatria lay ankanin'ny fitia
raha andeha hirihariha nlhz an-dasy klyqoecf ao
ref:.....
Ny lasy re raha toa atao fandinihana no ao
n'inona zavatra hanasoa tovinay
fa fiaraha-miaina koa asa mafy an-tsitra-po
ka be ireo soa an-dasy ao
ref:....

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mpanazava sy Tily eto MadagasikaraVangy : 1899
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : rakotoharifetrahaja
Daty : 18/07/2020 10:17