TILY AHO KA MATOKIA (Mpanazava sy Tily eto Madagasikara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Efa reko hatry ny elabe
Ny qnse antsonao ry Taniko
Ary Tsapako tokoa izao
Izany hetahetanao
Ka vonona aho ny lcwdnmip hanasoa anao
Ry tany rlulgk tiako, mamikoo
Fa Tily aho ka matokia tononkira.serasera.org ianao,
Ny aiko re no fetrako
Ianao ry Fiangonako
Mila olom-baovao
Feno hery sady vonton'ny Fanahy
Ka hijoro tena sahy
Raha asa fitoriana no atao
Efa vonona aho izao
Fa Tily aho ka matokia ianao
Ny aiko re no fetrakooo...
Ny qnse antsonao ry Taniko
Ary Tsapako tokoa izao
Izany hetahetanao
Ka vonona aho ny lcwdnmip hanasoa anao
Ry tany rlulgk tiako, mamikoo
Fa Tily aho ka matokia tononkira.serasera.org ianao,
Ny aiko re no fetrako
Ianao ry Fiangonako
Mila olom-baovao
Feno hery sady vonton'ny Fanahy
Ka hijoro tena sahy
Raha asa fitoriana no atao
Efa vonona aho izao
Fa Tily aho ka matokia ianao
Ny aiko re no fetrakooo...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Mpanazava sy Tily eto MadagasikaraHits : 1929
Likes : 0 Like
Created by : Rakotoharifetrahaja
Date : 21/01/2023 06:54
