ANDEHA HILASY (Mpanazava sy Tily eto Madagasikara)

Handeha hilasy an-tsaha zareo
hihirahira sy hiray feo
hiara dia hifankatia miaraka mandihy
mpanazava mtononkira.serasera.orgamboly fitia

Lalao hiraisana no ao
Fanabeazana no atao
Sampana mavo,maitso, mena samy hanao fanekena
Mpanazava mitory fahendrena

Mpihira : Mpanazava sy Tily eto Madagasikara
Mpamaky : 560
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : rakotoharifetrahaja
Tamin'ny : 18/07/2020 08:17:34
ID : 12888

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo