HIRAN'NY MPANAZAVA (Mpanazava sy Tily eto Madagasikara)

Manambara fiainam-pifaliana
Ny Mpanazava no miantrana eto izao
Ny nosinay sy ny fianakaviana
no omena hery sy aina vaovao

Fa saina matotra hanampy herin-tena
fanahy vonontononkira.serasera.orga hanao asa soa
entanin'ireo lalàna fanekena
no hampijoro antsika tokoa

Ireo androsoan'ny hoavim-pirenena
Ny Mpanazava no antok'izy ireo
Matoky isika satria manantena
ho an'i Kristy hitaratra eo!

Mpihira : Mpanazava sy Tily eto Madagasikara
Mpamaky : 837
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : rakotoharifetrahaja
Tamin'ny : 13/07/2020 17:17:44
ID : 12880

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo