TILY ANDEHA HILASY (Mpanazava sy Tily eto Madagasikara)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tily andeha hilasy ka velon-kira fa hilalao
Miara-mientana mantsy ka tsy mba misy mifandao
Na dia lavitra aza ny lalan-kely mbola haleha
Tily ka tsy mba kivy na aty ala maizim-be

Hiran'ny Tily manako Toy ny lamako tsy mba miato
Tily andeha hilasy ire ka falifaly fo

Tily miara-mamindra ka hehy mirindra fa hilalao
Lasy mifindrafindra tsara indrindra no atao
Na dia mideza aza ny fiakarna zay haleha
Tily mihirahira na avy aza ny oram-be

[Hiran'ny Tily manako toy ny lamako tsy mba miato
Tily handeha hilasy ireo ka falifaly fo] *2
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mpanazava sy Tily eto Madagasikara
Vangy : 923
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : rakotoharifetrahaja
Daty : 18/07/2020 10:17
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0728