IZA NO VONONA (Mpanazava sy Tily eto Madagasikara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iza no haolo-tena
Iza no hirahina?
Ka hanaiky tsy terena
na baiko izay harahina
Ho mpanompo, ho fanasina, fanilo
ka tsy handrarak'ilo
Iza no vonona hatrany hatrany
hanaiky ny Tompo, hanompo ka sahy
ho krnjbxm vavolombelona
Amin'ny asa fanompoana tsy mba mila zyuhbfgc tambiny
amin'ny fampandrosoana ny Tany tena maminy
Moa azo antenaina fa ny Tily no hitarika hanao hoe
"ny aiko, ny ddxulvv saiko no ampiasaiko, tsy antery fa ny hery ao anatiko ao tononkira.serasera.org hanompoako anao doria"

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mpanazava sy Tily eto MadagasikaraVangy : 3634
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rakotoharifetrahaja
Daty : 18/07/2020 10:17