IZA NO VONONA (Mpanazava sy Tily eto Madagasikara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iza no haolo-tena
Iza no tononkira.serasera.org hirahina?
Ka hanaiky tsy terena
na baiko izay harahina
Ho mpanompo, ho ohirgqs fanasina, fanilo
ka tsy handrarak'ilo
Iza no vonona hatrany hatrany
hanaiky ny Tompo, hanompo ka sahy
ho vavolombelona
Amin'ny asa fanompoana tsy mba mila tambiny
amin'ny fampandrosoana ny Tany tena wnesdnto maminy
Moa azo antenaina fa ny Tily no hitarika hanao hoe
"ny aiko, ny saiko no ampiasaiko, tsy antery fa ny hery ao anatiko ao hanompoako anao doria" bvgvso

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Mpanazava sy Tily eto MadagasikaraHits : 3634
Likes : 0 Like
Created by : rakotoharifetrahaja
Date : 18/07/2020 10:17