IZA NO VONONA (Mpanazava sy Tily eto Madagasikara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iza no haolo-tena
Iza no tononkira.serasera.org hirahina?
Ka hanaiky pvunr tsy terena
na baiko izay harahina
Ho mpanompo, ho fanasina, milyf fanilo
ka tsy handrarak'ilo
Iza no vonona hatrany hatrany
hanaiky ny Tompo, hanompo ka sahy
ho vavolombelona
Amin'ny asa fanompoana tsy mba alzomwv mila tambiny
amin'ny fampandrosoana ny Tany tena maminy
Moa azo antenaina fa ny Tily no hitarika hanao hoe
"ny aiko, ny saiko no ampiasaiko, tsy antery fa ny hery ao anatiko ao hanompoako anao doria"

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Mpanazava sy Tily eto MadagasikaraVisites : 3487
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : rakotoharifetrahaja
Date : 18/07/2020 10:17