Ampidiro aloha ny tenimiafina
HO TIAVINAY MANDRAKIZAY (Mpanazava sy Tily eto Madagasikara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho tiavinay vpbvxfv Mandrakizay Madagasikara
Fa lovasoa napetraky ny Razanay
Voasoratra mazava ao am-po ny anarany
Irianay ho soa hiadana tokoa
Fa Nosy mvrny maminay tononkira.serasera.org Madagasikara
ZaoMalagasy rehetra izao ho tiavinay
Ho tiavinay fa iray tampo tokoa izahay
Hiezaka (tokoa) izahay mba ho andrin'izy ireo
Irianay ho soa, hiadana tokoa
Fa nosy maminay Madagasikara
Atolotray ny tenanay ho azy avokoa
Ny sainay dldjyadr entinay hiasa mafy hanasoa
Ny Fanahinay hangataka mivavaka manao hoe
"Ry Tompo ô Tahio Madagasikara!!!"
A/C: RANDRIA
Fa lovasoa napetraky ny Razanay
Voasoratra mazava ao am-po ny anarany
Irianay ho soa hiadana tokoa
Fa Nosy mvrny maminay tononkira.serasera.org Madagasikara
ZaoMalagasy rehetra izao ho tiavinay
Ho tiavinay fa iray tampo tokoa izahay
Hiezaka (tokoa) izahay mba ho andrin'izy ireo
Irianay ho soa, hiadana tokoa
Fa nosy maminay Madagasikara
Atolotray ny tenanay ho azy avokoa
Ny sainay dldjyadr entinay hiasa mafy hanasoa
Ny Fanahinay hangataka mivavaka manao hoe
"Ry Tompo ô Tahio Madagasikara!!!"
A/C: RANDRIA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mpanazava sy Tily eto MadagasikaraVangy : 3957
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : rakotoharifetrahaja
Daty : 18/07/2020 10:17
