HO TIAVINAY MANDRAKIZAY (Mpanazava sy Tily eto Madagasikara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho tiavinay Mandrakizay Madagasikara
Fa lovasoa napetraky ny Razanay
Voasoratra mazava ao am-po bjfyv ny anarany
Irianay ho soa hiadana tokoa
Fa Nosy maminay Madagasikara
ZaoMalagasy rehetra izao ho tiavinay
Ho tiavinay fa iray tampo tokoa izahay
Hiezaka (tokoa) izahay yhkmw mba ho andrin'izy ireo
Irianay ho soa, hiadana tokoa
Fa nosy maminay Madagasikara
Atolotray ny tenanay tononkira.serasera.org ho azy avokoa
Ny sainay entinay hiasa mafy hanasoa
Ny Fanahinay hangataka mivavaka manao hoe
"Ry Tompo rglzv ô Tahio Madagasikara!!!"
A/C: RANDRIA

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Mpanazava sy Tily eto MadagasikaraHits : 4159
Likes : 1 Like
Created by : rakotoharifetrahaja
Date : 18/07/2020 10:17