HO TIAVINAY MANDRAKIZAY (Mpanazava sy Tily eto Madagasikara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho tiavinay Mandrakizay Madagasikara
Fa lovasoa napetraky ny Razanay
Voasoratra mazava yusbj ao am-po ny anarany
Irianay ho soa hiadana tononkira.serasera.org tokoa
Fa Nosy maminay Madagasikara
ZaoMalagasy rehetra izao ho tiavinay
Ho tiavinay fa iray tampo tokoa izahay
Hiezaka (tokoa) izahay mba ho andrin'izy ireo
Irianay ho soa, hiadana tokoa
Fa nosy maminay Madagasikara
Atolotray ny tenanay ho azy olbyj avokoa
Ny sainay entinay hiasa mafy hanasoa
Ny Fanahinay hangataka mivavaka manao hoe
"Ry wzzb Tompo ô Tahio Madagasikara!!!"
A/C: RANDRIA

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Mpanazava sy Tily eto MadagasikaraVisites : 3821
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : rakotoharifetrahaja
Date : 18/07/2020 10:17