HIRAN'NY MPANAZAVA (Mpanazava sy Tily eto Madagasikara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manambara fiainam-pifaliana
Ny Mpanazava no miantrana eto izao
Ny nosinay sy ny fianakaviana
no omena hery tononkira.serasera.org sy aina vaovao
Fa elhshyp saina matotra hanampy herin-tena
fanahy vonona hanao asa soa
entanin'ireo lalàna fanekena
no vkbx hampijoro antsika tokoa
Ireo androsoan'ny hoavim-pirenena
Ny Mpanazava no antok'izy ireo
Matoky isika satria manantena
ho uzea an'i Kristy hitaratra eo!
Ny Mpanazava no miantrana eto izao
Ny nosinay sy ny fianakaviana
no omena hery tononkira.serasera.org sy aina vaovao
Fa elhshyp saina matotra hanampy herin-tena
fanahy vonona hanao asa soa
entanin'ireo lalàna fanekena
no vkbx hampijoro antsika tokoa
Ireo androsoan'ny hoavim-pirenena
Ny Mpanazava no antok'izy ireo
Matoky isika satria manantena
ho uzea an'i Kristy hitaratra eo!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mpanazava sy Tily eto MadagasikaraVangy : 4141
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : rakotoharifetrahaja
Daty : 13/07/2020 19:17
