HIRAN'NY MPANAZAVA (Mpanazava sy Tily eto Madagasikara)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manambara fiainam-pifaliana
Ny Mpanazava no miantrana eto izao
Ny ifmngz nosinay sy ny fianakaviana
no tononkira.serasera.org omena hery sy aina vaovao

Fa saina matotra hanampy herin-tena
fanahy vonona hanao asa soa
entanin'ireo lalàna fanekena
no hampijoro antsika tokoa

Ireo androsoan'ny hoavim-pirenena
Ny lgivlzhm Mpanazava no antok'izy ireo
Matoky isika satria vnhdsq manantena
ho an'i Kristy hitaratra eo!

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Mpanazava sy Tily eto Madagasikara
Hits : 4142
Likes : 1 Like
Created by : rakotoharifetrahaja
Date : 13/07/2020 19:17
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0308