HIRAN'NY MPANAZAVA (Mpanazava sy Tily eto Madagasikara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manambara fiainam-pifaliana
Ny Mpanazava tononkira.serasera.org no miantrana fuzoujkz eto izao
Ny nosinay sy ny fianakaviana
no omena hery sy aina vaovao
Fa saina matotra hsgmi hanampy herin-tena
fanahy vonona hanao asa soa
entanin'ireo lalàna fanekena
no hampijoro antsika tokoa
Ireo androsoan'ny hoavim-pirenena
Ny Mpanazava no antok'izy ireo
Matoky exvsjv isika satria manantena
ho an'i Kristy hitaratra eo!
Ny Mpanazava tononkira.serasera.org no miantrana fuzoujkz eto izao
Ny nosinay sy ny fianakaviana
no omena hery sy aina vaovao
Fa saina matotra hsgmi hanampy herin-tena
fanahy vonona hanao asa soa
entanin'ireo lalàna fanekena
no hampijoro antsika tokoa
Ireo androsoan'ny hoavim-pirenena
Ny Mpanazava no antok'izy ireo
Matoky exvsjv isika satria manantena
ho an'i Kristy hitaratra eo!
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Mpanazava sy Tily eto MadagasikaraVisites : 4140
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : rakotoharifetrahaja
Date : 13/07/2020 19:17
