Tsara Antoka (Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Tsy mba manan-kianteherana aho Jesoa
raha eto an-tany
Fa mijaly sy mahantra aho vonto-tomany
Soa fa mbola eo Ianao Ilay hany sisa mba tia ahy
Nanome toky hiara-dalana amiko mandrakizay
Ref:
Izaho mino Anao n‘aiza re no vcpebkhi misy ahy
Satria tsy mandao ahy Ianao raha mbola ety
Tena mahatsara ahy ny akaikinao re Jesoa tia
Tebiteby ahiahy ho foana
TSARA ANTOKA AHO
2- Fantatro fa ny eto an-tany dia miserana mandalo
Toy ny voninkazo, mora lo sy xozvjsc malazo
Fa ny manana Anao dia tsy ho faty rahatrizay
Fa nanomanao fiainan-kafa tononkira.serasera.org Paradisa soa
Ref: ....
A/C: wrtlnyoi Rajaonarison F.T.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana)Vangy : 267
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andriata22
Daty : 26/06/2026 15:11