Tsara Antoka (Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Tsy mba manan-kianteherana aho Jesoa
raha eto an-tany
Fa mijaly sy mahantra pduiq aho vonto-tomany
Soa fa mbola eo Ianao Ilay hany sisa mba tia ahy
Nanome toky hiara-dalana amiko tononkira.serasera.org mandrakizay
Ref:
Izaho mino Anao wgxivaeq n‘aiza re no misy ahy
Satria tsy mandao ahy Ianao raha mbola ety
Tena mahatsara ahy rkmsdaq ny akaikinao re Jesoa tia
Tebiteby ahiahy ho foana
TSARA ANTOKA AHO
2- Fantatro fa ny eto an-tany dia miserana mandalo
Toy ny voninkazo, mora lo sy malazo
Fa ny manana Anao dia tsy ho faty rahatrizay
Fa nanomanao fiainan-kafa Paradisa soa
Ref: ....
A/C: Rajaonarison F.T.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana)Vangy : 167
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andriata22
Daty : 26/06/2026 15:11