Ny fiainana an-tany (Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fiainana vdxl an-tany e! Ka tsy azo ianteherana
Ry namako ô! Mba diniho sy tsiahivo
Ny andro mielina tsy azo ferana
Ny mitafy nofo tsy maintsy ho lo
Koa aza variana manjeny tononkira.serasera.org andro lava
Fa mba araraoty katsaho ny soa
Omany ny vatsy dieny mbola mazava
Sao tratra hariva eo hanenina koa
Ny rehaka an-tany e! mamiratra soa ô!
Toa mamy hatrany ka mahasondriana ny fo
Aza dia sodoka fa hosoka ireny
Ario arrzi sy ilaozy fa tena mandoza
Ankatoavy Jeso miangavy ombieny
Ô mba miovà fa itpur antomotra ny ora
A/C : Rajaonarison.F.T
Ry namako ô! Mba diniho sy tsiahivo
Ny andro mielina tsy azo ferana
Ny mitafy nofo tsy maintsy ho lo
Koa aza variana manjeny tononkira.serasera.org andro lava
Fa mba araraoty katsaho ny soa
Omany ny vatsy dieny mbola mazava
Sao tratra hariva eo hanenina koa
Ny rehaka an-tany e! mamiratra soa ô!
Toa mamy hatrany ka mahasondriana ny fo
Aza dia sodoka fa hosoka ireny
Ario arrzi sy ilaozy fa tena mandoza
Ankatoavy Jeso miangavy ombieny
Ô mba miovà fa itpur antomotra ny ora
A/C : Rajaonarison.F.T
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana)Vangy : 241
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andriata22
Daty : 20/06/2026 05:57
