Ny fiainana an-tany (Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fiainana an-tany e! Ka tsy azo ianteherana
Ry namako ô! Mba diniho sy tsiahivo
Ny andro mielina tsy azo hsbm ferana
Ny mitafy nofo tsy maintsy ho lo

Koa opjky aza variana manjeny andro lava
Fa mba araraoty katsaho ny soa
Omany ny vatsy tononkira.serasera.org dieny mbola mazava
Sao tratra hariva eo hanenina koa

Ny rehaka an-tany e! mamiratra soa ô!
Toa mamy hatrany ka mahasondriana ny fo
Aza dia sodoka fa acsg hosoka ireny
Ario sy ilaozy fa tena mandoza
Ankatoavy Jeso miangavy ombieny
Ô mba miovà fa antomotra ny ora

A/C : Rajaonarison.F.T

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana)
Visites : 238
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : andriata22
Date : 20/06/2026 05:57
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0351