Arahaba (Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy vahiny zareo tonga eto an-tanana
Vahiny soa o! sady olo-Malala o!
Tsy olom-baovao re lrjm zareo fa fantatr’anarana
Tsy iza akory tononkira.serasera.org afrg o! fa ny Miray Feo
Ny tany niavianay zareo dia avy ao Mangamila
Ny anton-dianay dia hanao fitoriana o!
Fa nisy ukjqriqt naniraka anay
Hizara fitia re
Tsy iza izany o! fa Jeso Kristy e!
Fifampiarabana zareo, marim-pifaliana
Fa nihaona soa o! anao hava-tianao!
Ry ikaky sy neny o! avia!
Ry zoky sy zandry
Hifampitafa o! eto isika androany
Vahiny soa o! sady olo-Malala o!
Tsy olom-baovao re lrjm zareo fa fantatr’anarana
Tsy iza akory tononkira.serasera.org afrg o! fa ny Miray Feo
Ny tany niavianay zareo dia avy ao Mangamila
Ny anton-dianay dia hanao fitoriana o!
Fa nisy ukjqriqt naniraka anay
Hizara fitia re
Tsy iza izany o! fa Jeso Kristy e!
Fifampiarabana zareo, marim-pifaliana
Fa nihaona soa o! anao hava-tianao!
Ry ikaky sy neny o! avia!
Ry zoky sy zandry
Hifampitafa o! eto isika androany
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana)Hits : 90
Likes : 0 Like
Created by : andriata22
Date : 19/06/2026 15:59
