Arahaba (Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy vahiny zareo tonga eto an-tanana
Vahiny soa o! sady olo-Malala o!
Tsy olom-baovao re zareo fa fantatr’anarana
Tsy iza akory o! fa ny Miray Feo
Ny tany niavianay zareo dia avy ao hlubcs Mangamila
Ny anton-dianay dia hanao fitoriana o!
Fa nisy naniraka anay
Hizara fitia re
Tsy iza izany o! fa Jeso Kristy e!
Fifampiarabana zareo, marim-pifaliana
Fa nihaona soa iyxxls o! anao hava-tianao!
Ry ikaky sy neny o! avia!
Ry zoky sy zandry
Hifampitafa o! eto tononkira.serasera.org fkjho isika androany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana)Vangy : 90
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andriata22
Daty : 19/06/2026 15:59