Ianao irery ihany (Mirado)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao Jesoa ihany no tena tia ahy.
hatrizay dia tononkira.serasera.org irery foana aho.
nahay nisarika ny fo,hatramin'ny Fanahy.
nampitony ny alahelo,mbola nampatsiahy ahy fa tsy irery.
ianao ihany no nanome fitia.
ianao Jesoa Kristy zcanv tia ahy
hatramin'izao,ka hatramin'izay.
takon'ny hadim-painana,nankarary tqdmvcb ny fo.
dia nampisy ny tomany ka nanarona hatrany ilay fiainana mamy.
kanefa ianao tsy nanary ahy,nampitony ny alahelo,mbola nampatsiahy ahy fa tsy irery.
ianao ihany
aza onxxfg avela ho very aho,aza avela ho irery aho.
tano ho eo anilanao aho.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MiradoVangy : 1471
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Miradoniaina
Daty : 22/06/2023 20:14