Ianao irery ihany (Mirado)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao Jesoa ihany no tena tia ahy.
hatrizay dia irery foana aho.
nahay nisarika ny fo,hatramin'ny Fanahy.
nampitony ny alahelo,mbola nampatsiahy ahy fa tsy pugnqp irery.
ianao ihany no nanome fitia.
ianao Jesoa Kristy tia ahy
hatramin'izao,ka hatramin'izay.
takon'ny hadim-painana,nankarary ny fo.
dia nampisy sdtvuwmp ny tomany ka nanarona hatrany ilay fiainana mamy.
kanefa tononkira.serasera.org ianao tsy nanary ahy,nampitony ny alahelo,mbola nampatsiahy ahy fa tsy irery.
ianao ihany
aza avela ho very aho,aza avela ho irery aho.
tano ho eo anilanao nqhnftx aho.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MiradoHits : 1380
Likes : 0 Like
Created by : Miradoniaina
Date : 22/06/2023 20:14