Ianao irery ihany (Mirado)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao Jesoa tononkira.serasera.org ihany no tena tia ahy.
hatrizay dia irery foana aho.
nahay nisarika okcn ny fo,hatramin'ny Fanahy.
nampitony ny alahelo,mbola nampatsiahy ahy fa tsy irery.
ianao ihany no nanome fitia.
ianao Jesoa Kristy ujwfunea tia ahy
hatramin'izao,ka hatramin'izay.
takon'ny hadim-painana,nankarary ny fo.
dia nampisy ny tomany ka nanarona hatrany ilay fiainana mamy.
kanefa ianao tsy nanary ahy,nampitony ny alahelo,mbola nampatsiahy ahy fa tsy irery.
ianao ihany
aza avela ho very aho,aza avela ho irery aho.
tano ho eo anilanao xlct aho.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MiradoVisites : 1470
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Miradoniaina
Date : 22/06/2023 20:14