Sarak'olon-tiana (MIckael)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha toa ka sarak’ olo-tiana
Dia aza ariana ny fitokiana
Fa mbola ho avy ny andro hifaliana
’Zay irariana ho gfhtg feno hamamiana
Ao ireo very fanahy
Misentosento, jqrz mangahihay
Fa na lavitra noho ny ankaso
Dia akaikin’ ny fo tononkira.serasera.org fa tsy hitan’ ny maso.
Raha toa ka tia kwaejql anao ilay tiana
Dia aza ampijaliana na ampahoriana
Tanteraho hatrany ireo dina
Tsy hitomaniana rehefa any aoriana
Ao ireo very fanahy
......
Dia aza ariana ny fitokiana
Fa mbola ho avy ny andro hifaliana
’Zay irariana ho gfhtg feno hamamiana
Ao ireo very fanahy
Misentosento, jqrz mangahihay
Fa na lavitra noho ny ankaso
Dia akaikin’ ny fo tononkira.serasera.org fa tsy hitan’ ny maso.
Raha toa ka tia kwaejql anao ilay tiana
Dia aza ampijaliana na ampahoriana
Tanteraho hatrany ireo dina
Tsy hitomaniana rehefa any aoriana
Ao ireo very fanahy
......
--------
Rohy:
