Sarak'olon-tiana (MIckael)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha toa ka sarak’ olo-tiana
Dia aza ariana ny fitokiana
Fa mbola wjwrgn ho avy ny andro hifaliana
’Zay irariana ho feno hamamiana
Ao ireo very fanahy
Misentosento, mangahihay
xlocmyv Fa na lavitra noho ny ankaso
Dia akaikin’ ny fo fa tsy hitan’ ny maso.
Raha toa ka tia anao ilay tiana
Dia aza ampijaliana na ampahoriana
Tanteraho hatrany ireo tononkira.serasera.org dina
Tsy kwlhrpsx hitomaniana rehefa any aoriana
Ao ireo very fanahy
......

--------
Link: