Sarak'olon-tiana (MIckael)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha toa ka sarak’ olo-tiana
Dia aza ariana fvijgug ny fitokiana
Fa mbola ho avy ny andro hifaliana
’Zay irariana ho feno hamamiana
Ao ireo very fanahy
Misentosento, mangahihay
qulqslwi Fa na lavitra noho ny ankaso
Dia akaikin’ ny fo fa tsy hitan’ ny maso.
Raha toa ka tia anao ilay tiana
Dia aza ampijaliana tononkira.serasera.org na ampahoriana
Tanteraho hatrany ireo dina
Tsy hitomaniana rehefa any aoriana
Ao cfcvcs ireo very fanahy
......
Dia aza ariana fvijgug ny fitokiana
Fa mbola ho avy ny andro hifaliana
’Zay irariana ho feno hamamiana
Ao ireo very fanahy
Misentosento, mangahihay
qulqslwi Fa na lavitra noho ny ankaso
Dia akaikin’ ny fo fa tsy hitan’ ny maso.
Raha toa ka tia anao ilay tiana
Dia aza ampijaliana tononkira.serasera.org na ampahoriana
Tanteraho hatrany ireo dina
Tsy hitomaniana rehefa any aoriana
Ao cfcvcs ireo very fanahy
......
--------
Lien:
