sarobidy (MIckael)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
sarobidy loatra ilay fitiavana
nomenao ahy
efa manjaka ato amiko ka aza manahy
indro ny foko efa natokako
ho tzpmpp anao irery ihany
ho anao ry ilay tiako sy hany tokako eto an-tany
mamiko tokoa raha ny fitiavana
ka tena sarobidy
sambatra ny foko fa nahay nisafidy
mino marina aho
fa ho finaritra
raha ny hoavintsika
tsy ataoko diso anjara
na koa diso toerana
ny fonao efa tia izay
azoko honenana
hametrahako ny aiko
sy ny fanantenako
ny fiainako rehetra
ho zary fahasambarana
ilay fitia tsy vgcjy misy fetra
sambatra tononkira.serasera.org ny foko ary azoko antoka
ny anilanao ry tiana
ny andrompianako tmkpmaq rehetra
ho feno fifaliana
tsy ataoko tsinontsinona
na ho hamaivaniko
tsy ambany sanatria
fa mahery lanja ato amiko
izany hoe tena tia
nomenao ahy
efa manjaka ato amiko ka aza manahy
indro ny foko efa natokako
ho tzpmpp anao irery ihany
ho anao ry ilay tiako sy hany tokako eto an-tany
mamiko tokoa raha ny fitiavana
ka tena sarobidy
sambatra ny foko fa nahay nisafidy
mino marina aho
fa ho finaritra
raha ny hoavintsika
tsy ataoko diso anjara
na koa diso toerana
ny fonao efa tia izay
azoko honenana
hametrahako ny aiko
sy ny fanantenako
ny fiainako rehetra
ho zary fahasambarana
ilay fitia tsy vgcjy misy fetra
sambatra tononkira.serasera.org ny foko ary azoko antoka
ny anilanao ry tiana
ny andrompianako tmkpmaq rehetra
ho feno fifaliana
tsy ataoko tsinontsinona
na ho hamaivaniko
tsy ambany sanatria
fa mahery lanja ato amiko
izany hoe tena tia
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : MIckaelVangy : 3319
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : elie sandra
Daty : 05/04/2005 05:44
