MPANOTA MANARY FANAHY (MIckael)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
E ry mpanota manary fanahy o!
Tsisy ny vonjy antenainao intsony
Mba te hibebaka ’nefa tsy sahy sao
Feno ny ota tokoa zany fony.
Ref:(Ny marina anefa)
Eny e! Tsy nisy natao bbruj tsy ho faty anie
Samy miandry ny anjarany rahatr’izay
Maty fa tsy mba nibebaka akory re
Elo no honenany mandrakizay
Masina hono ireo izay misaina hoe
Mino fa tsy mba nanota ny fony
Tsara ny tononkira.serasera.org asa natao ka dradraina hoe
Tsisy ny ilaina mibebaka intsony
Ref
Ho avy e! ny mwwjxbbm Tompo hanome famonjena ka
Tokana monja ny fetra ilainy
’Reo ’zay mibebaka no ho vonjena fa
Misy ny tena pkoym mpanota fa tiany.
Ref
Tsisy ny vonjy antenainao intsony
Mba te hibebaka ’nefa tsy sahy sao
Feno ny ota tokoa zany fony.
Ref:(Ny marina anefa)
Eny e! Tsy nisy natao bbruj tsy ho faty anie
Samy miandry ny anjarany rahatr’izay
Maty fa tsy mba nibebaka akory re
Elo no honenany mandrakizay
Masina hono ireo izay misaina hoe
Mino fa tsy mba nanota ny fony
Tsara ny tononkira.serasera.org asa natao ka dradraina hoe
Tsisy ny ilaina mibebaka intsony
Ref
Ho avy e! ny mwwjxbbm Tompo hanome famonjena ka
Tokana monja ny fetra ilainy
’Reo ’zay mibebaka no ho vonjena fa
Misy ny tena pkoym mpanota fa tiany.
Ref
--------
Link:
